Fitia Madio (Rebika)

Hiran'i Rebika rehetra: Rebika
Capo: 1
B:  x24442
C#: x46664
F#m:244222
G#m:466444

Tonony 1
          E
Mba tsaronao ve? 
A
 ’zao isika izao
A               B
 Fony zaza nilalao
   B          E
Nalaina nifandao

Tonony 2
       E
Tadidinao koa ve? 
A
 Tany ampianarana
A               B
 Ny dablio nilaharana
 B         E
Nisy hasambarana

Tetezana
D                   A
 Fa adinon’ny vintana_aho
  A       E
Tsy toa anao
D          A
 Nitady fitia
  A        E       B
Tsy toloranao ie-e-e

     Fiverenana
              E
     Fitia madio
           A             B
     Tsy miangatra, mba rahoviana
            E        A            F#m B
     Tsisy resaka saranga na fihavia_na
              A
     ’Zaho leroa 
          B          E
     Mba tia an’i madama
       A         E        B          E
     Tia an’i madama dia tia an’i madama
Tonony 3
        E
Azoko atao ve? 
A
 Ny hitia anao
A               B
 ’Zaho efa babonao 
    E
Tanteraka

Tonony 4
E
 Nefa valala sy lolo
A
 Samy hafa volo
A            B
 Ianao voninkazo 
  B        E
Tsara kolokolo
Tetezana
D             A
 Ka ny any aoriana
 A           E
No tsy tantinao
D               A 
 Sao izaho faharoa
  A        E       B
Ireo dimbinao ie-e-e
     Fiverenana (2x)
              E
     Fitia madio
           A             B
     Tsy miangatra, mba rahoviana
            E        A            F#m B
     Tsisy resaka saranga na fihavia_na
              A
     ’Zaho leroa 
          B          E
     Mba tia an’i madama
       A         E        B          E
     Tia an’i madama dia tia an’i madama

Solo:  F#..B..C#..(2x)

     Fiverenana - Ambony (2x)
              F#
     Fitia madio
           B             C#
     Tsy miangatra, mba rahoviana
            F#       B            G#m  C#
     Tsisy resaka saranga na fihavia__na
              B
     ’Zaho leroa 
          C#          F#
     Mba tia an’i madama
       B         F#       C#         F#
     Tia an’i madama dia tia an’i madama

Leave a comment

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.