Tsy Misy Ny Doria (Mahaleo)

Hiran'i Dadah Rabel rehetra: Dadah Rabel
Hiran'i Mahaleo rehetra: Mahaleo 
*: bass ihany no tendrena
Am': 5xx55x
Dm7': x57565 
E/G#: 422100
F':   xx7565
G':   xx9787  

Fampidirana
E/G# Am' F' Dm7 G'
E    Am  F C
F    C   G

Tonony 1
E/G#                        Am
 Hiara-hiaina ny andro androany
F       G          C
 Toa ny andro farany 
E                   Am
 Hiara-higoka izay mety ho mamy 
F                         G
 Mandrampahalefy ny tarainy 

Tonony 2
E/G#                   Am
 Ny maso hikipy tsy hahita 
F         G           C
 Ho tapitra ny fofon’ aina 
E                        Am
 Ho hanenenana izay tsy vita 
   F      G               C
Fa any ankoatra tsy_ho_hilaina 

     Fiverenana
         F      Em           Dm7  C       
     Satria ny vintana sy anja___ra 
      F      Em       Dm7 G  
     No mamaritra ny di___a 
           F           Em          Dm7 C
     Rahampitso lalantsika mety hiza__ra 
         Bb A*     G         F 
     Satria   tsy misy ny doria 
         Em         Dm7  C
     Ny vintana sy lahatra
      F      Em         Dm7 G
     Mety mamaritra ny di___a
           F            Em            Dm7  C
     Ny_ampitso tsy voatery ho tonga lafatra
         Bb A*    G         F   C
     Satria  tsy misy ny dori___a

Tonony 3
E/G#                Am
 Ny_ampitso fanontaniana 
F         G            C
 Mety ho vatana hangatsiaka 
E                      Am
 Hiara hioty'zay zava-tiana 
F                   G
 Eny masoandro mibaliaka

Tonony 4
E/G#                    Am
 Isaky ny andro izay mifoha 
F         G                C
 Mety ho farany io fa tadidio 
E                   Am
 Ataovy andro feno soa 
F          G          C
 Ho fahataperana ny anio
     Fiverenana
         F      Em           Dm7  C       
     Satria ny vintana sy anja___ra 
      F      Em       Dm7 G  
     No mamaritra ny di___a 
           F           Em          Dm7 C
     Rahampitso lalantsika mety hiza__ra
         Bb A*     G         F
     Satria   tsy misy ny doria 
         Em         Dm7  C
     Ny vintana sy lahatra
      F      Em         Dm7 G
     Mety mamaritra ny di___a
           F            Em            Dm7  C
     Ny_ampitso tsy voatery ho tonga lafatra
         Bb A*    G         F   C
     Satria  tsy misy ny dori___a

2 comments on “Tsy Misy Ny Doria (Mahaleo)

  1. Lova says:

    Akory aby,
    Mba misy fanontaniana kely azafady.
    Ny note F’, G’ sy ny Am’: rehefa aiza ao anatin’ny hira no lalaovina ireo notes ireo?

    Misaotra mialoha.

Leave a comment

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.