Tovolahy (Tselatra)

Hiran'i Tselatra rehetra: Tselatra
Fampidirana
Em..C..D..Em.(x3)

Tonony 1
Em    
.Indro ange tazano 
C
.Ity tovolahy toa efa mamo 
D
.Toa mandroroa fijery 
G
.Toa miteny irery 
Em
 Miezaka ampiarina ny tena 
C
.Nefa impiry toa mivembena
D
.Nilaozan'ny tiana a
       G
Ka nangina e

     Fiverenana
     C
      Oriory
     G
      Misotro sy migoka
                     D     
     Ka mamo koa ny fony e
     C                        Bm Am     
      Dia mamo koa ny fony oa
Tonony 2
Em
.Tovolahy tsy mba misotro firy 
C
. O niova izy ankehitriny 
D
.Tsy maotimaotina toy ny fahiny
Em
.Pinara sisa fanafody 
C
.Fa i kalakely lasana tsy nody 
D
.Maharary izy e
           G          G
Dia tsy ho avotra intsony ve
     Fiverenana
     C
      Oriory
     G
      Misotro sy migoka
                     D     
     Ka mamo koa ny fony e
     C                        Bm Am     
      Dia mamo koa ny fony oa
Solo
Em..C..D..Em.G..(4x)
     Fiverenana
     C
      Oriory
     G
      Misotro sy migoka
                     D     
     Ka mamo koa ny fony e
     C                        Bm Am     
      Dia mamo koa ny fony oa
Tonony 3
Em
.Tavoahangy botakely 
C
.Io indray nanjary toa mamy toa tantely
D                           G
.Hanadinoana an'ilay anjelikely 
Em
.Pinara sisa fanafody
C                             D
.Fa le tiany lasa ratsy loha ve 
       D
Marany izy e
                       G
Dia ho arianareo tokoa ve
     Fiverenana
     C
      Oriory
     G
      Misotro sy migoka
                     D     
     Ka mamo koa ny fony e
     C                        Bm Am     
      Ka katry koa ny fony oa

Leave a comment

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.