Ianao (‘Zay)

Hiran'i'Zay rehetra:'Zay 

Tonalite: G
Am7: x02010  F#m11:2x2200 
B7 : x21212
C/G: 3x201x
D/F#:2xx232 
Em7: 0x2003
G6:  3x0030  G/B:  x20033

Fampidirana
G..C/G   G  C/G
G  F#m11 B7

Tonony 1
Em7           B7
Iny masoandro iny 
 C           G/B
Na hilentika aza 
Am7        G/B 
Iny volana iny 
 C           D
Na ho sarona aza 

Tonony 2
    Em7      B7   
Ho feno hazavana
   C             G/B
Ny androm-piainako 
   Am7    G/B  
Rehefa ianao  no
Am7   D/F# G G-D/F#
Eo  ani_lako 

     Fiverenana
      Em                     D/F# Am7
     Toa ho rako-javona aman’e_rika
      G      C/G G  G6       C/G  D/F# Am7-E
     Toa ho ra_tsy foana  ny eritreritra
      Am7  G  Am7 G/B   C  C-G/B
     Raha la_vi_tra   anao
      Am7  B7              Em7
     Raha toa ka tsy eo ianao
        C     G/B  Am7
     Ka aza ilaozanao
        G/B    Am7  G
     Inty  aho anjakao
     Am7               B7
        Ekeko tsotra izao

Tetezana 
C G/B Am7, G/B Am7 G
Am7 B7

Tonony 3
 Em7         B7
Na ho levona aza
 C             G/B
Izao rehetra izao
 Am7            G/B
Na tsy hisy intsony 
       C            D      
Ny ankoatrako sy ianao  

Tonony 4
    Em7           B7     
Ho feno dia ho feno 
     C          G/B
Ny fiainako tontolo 
   Am7    G/B    
Rehefa ianao
   Am7  D/F# G  G D/F#
No eo anila_ko 

     Fiverenana (2x)
     
Famaranana
   C     G/B  Am7
Ka aza ilaozanao
   G/B     Am7  G
Inty  aho anjakao
Am7             D  G
...Ekeko tsotr' izao

2 comments on “Ianao (‘Zay)

  1. Qets says:

    Misaotra indrindra e.
    Mankasitraka @ fanolorana fotoana hanaovana an’izao.

Leave a comment

This site uses Akismet to reduce spam. Learn how your comment data is processed.